Zakaria 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ry Ziona ô! Mandosira ianao izay miara-mipetraka amin’i Babylona zanakavavy.+