Zakaria 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hambanako amin’ny tanako izy, ka horobain’ny mpanompony taloha ny fananany.’+ Dia ho fantatrareo tokoa fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy.
9 Hambanako amin’ny tanako izy, ka horobain’ny mpanompony taloha ny fananany.’+ Dia ho fantatrareo tokoa fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy.