Zakaria 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah, ry olombelona* rehetra, fa miala avy ao amin’ny fonenany masina izy mba hanao zavatra.
13 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah, ry olombelona* rehetra, fa miala avy ao amin’ny fonenany masina izy mba hanao zavatra.