Zakaria 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Satana: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah, ry Satana!+ Hiteny mafy anao anie i Jehovah, izay nifidy an’i Jerosalema!+ Tsy kitay sisa tsy may nosintonina avy tao anaty afo ve io lehilahy io?” Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:2 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1988, p. 11
2 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Satana: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah, ry Satana!+ Hiteny mafy anao anie i Jehovah, izay nifidy an’i Jerosalema!+ Tsy kitay sisa tsy may nosintonina avy tao anaty afo ve io lehilahy io?”