Zakaria 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Mangataha orana amin’i Jehovah rehefa tonga ny fotoanan’ny orana amin’ny lohataona. I Jehovah no mampisy rahona mitondra oram-baratra,Sy mandatsaka orana ho an’ny olona,+Ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay.
10 “Mangataha orana amin’i Jehovah rehefa tonga ny fotoanan’ny orana amin’ny lohataona. I Jehovah no mampisy rahona mitondra oram-baratra,Sy mandatsaka orana ho an’ny olona,+Ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay.