Zakaria 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mamono azy ny mpividy azy,+ nefa tsy lazaina hoe meloka. Dia hoy ireo olona mivarotra azy:+ “Hoderaina anie i Jehovah, fa ho mpanankarena aho!” Ary tsy mangoraka azy ny mpiandry azy.’+
5 Mamono azy ny mpividy azy,+ nefa tsy lazaina hoe meloka. Dia hoy ireo olona mivarotra azy:+ “Hoderaina anie i Jehovah, fa ho mpanankarena aho!” Ary tsy mangoraka azy ny mpiandry azy.’+