10 “Handatsahako ny fanahiko ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, ka hankasitrahako sy hitalaho amiko. Hijery an’ilay olona nolefoniny+ izy ireo ka hidradradradra hoatran’ny olona namoy zanaka lahitokana, sady halahelo be hoatran’ny olona namoy zanaka lahimatoa.