Zakaria 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Hisy lavadrano holavahana ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, amin’izany andro izany. Hanadiovana azy ireo ho afaka amin’ny fahotana sy ny fahalotoana izany.+
13 “Hisy lavadrano holavahana ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema, amin’izany andro izany. Hanadiovana azy ireo ho afaka amin’ny fahotana sy ny fahalotoana izany.+