Zakaria 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Samy ho menatra noho ny fahitana hitany ny mpaminany amin’izany andro izany, rehefa maminany. Dia tsy hanao akanjo volom-biby+ izy ireo mba hamitahana olona. Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:4 Fandalinana, Boky 1,
4 “Samy ho menatra noho ny fahitana hitany ny mpaminany amin’izany andro izany, rehefa maminany. Dia tsy hanao akanjo volom-biby+ izy ireo mba hamitahana olona.