Zakaria 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Amin’izany andro izany, dia izao no hosoratana eo amin’ny lakolosy kelin’ny soavaly: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana!’+ Ary ho masina hoatran’ireo vilia baolina+ eo anoloan’ny alitara ny vilany*+ ao an-tranon’i Jehovah. Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:20 Fandalinana, Boky 2,
20 “Amin’izany andro izany, dia izao no hosoratana eo amin’ny lakolosy kelin’ny soavaly: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana!’+ Ary ho masina hoatran’ireo vilia baolina+ eo anoloan’ny alitara ny vilany*+ ao an-tranon’i Jehovah.