Malakia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Nanao fifanekena taminy aho hoe hanome azy fiainana sy fiadanana, mba hatahorany* ahy. Dia nomeko azy izany. Natahotra ahy izy, ary tena nohajainy ny anarako.
5 “Nanao fifanekena taminy aho hoe hanome azy fiainana sy fiadanana, mba hatahorany* ahy. Dia nomeko azy izany. Natahotra ahy izy, ary tena nohajainy ny anarako.