Matio 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy, raha ny marina, ilay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:3 w97 15/8 30 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:3 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1997, p. 30
3 Izy, raha ny marina, ilay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+