Matio 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy i Jesosy avy eo: “Tandremo sao miteniteny amin’olona.+ Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ dia atolory ny fanomezana nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.” Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:4 jy 64; gt toko 25 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:4 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 64 Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/1986, p. 9
4 Hoy i Jesosy avy eo: “Tandremo sao miteniteny amin’olona.+ Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ dia atolory ny fanomezana nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”