Matio 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary hoy izy tamin’ireo: “Mandehana!” Nivoaka àry izy ireo ka lasa niditra tao amin’ireo kisoa ireo. Dia ireny fa nirifatra nankeny amin’ny hantsana* ilay andiany manontolo, dia nivarina tany an-dranomasina ka maty an-drano. Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:32 Fandalinana, Boky 2,
32 Ary hoy izy tamin’ireo: “Mandehana!” Nivoaka àry izy ireo ka lasa niditra tao amin’ireo kisoa ireo. Dia ireny fa nirifatra nankeny amin’ny hantsana* ilay andiany manontolo, dia nivarina tany an-dranomasina ka maty an-drano.