Matio 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Gaga be* ny vahoaka rehefa nahita an’izany ka nanome voninahitra an’Andriamanitra, izay nanome an’izany fahefana izany ho an’ny olona.
8 Gaga be* ny vahoaka rehefa nahita an’izany ka nanome voninahitra an’Andriamanitra, izay nanome an’izany fahefana izany ho an’ny olona.