Matio 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Taorian’izay, rehefa nisakafo* tao an-trano izy, dia nisy mpamory hetra sy mpanota be dia be tonga nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:10 jy 68; gt toko 27 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 68 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/1986, p. 8-9
10 Taorian’izay, rehefa nisakafo* tao an-trano izy, dia nisy mpamory hetra sy mpanota be dia be tonga nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy sy ny mpianany.+