Matio 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany 12 lahy. Dia nomeny fahefana izy ireo mba hamoaka fanahy maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra.
10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany 12 lahy. Dia nomeny fahefana izy ireo mba hamoaka fanahy maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra.