Matio 10:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Izay mandray mpaminany satria hoe mpaminany ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria hoe olo-marina ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:41 w03 1/11 12 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:41 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2003, p. 12
41 Izay mandray mpaminany satria hoe mpaminany ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria hoe olo-marina ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina.