Matio 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Raha tsara ny hazo nambolenareo dia ho tsara koa ny voany, fa raha ratsy ilay hazo dia ho ratsy koa ny voany. Fa ny voany no ahafantarana an’ilay hazo.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:33 jy 104; gt toko 42 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:33 Jesosy no Lalana, p. 104 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1987, p. 8
33 “Raha tsara ny hazo nambolenareo dia ho tsara koa ny voany, fa raha ratsy ilay hazo dia ho ratsy koa ny voany. Fa ny voany no ahafantarana an’ilay hazo.+