Matio 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Lazaiko marina aminareo fa be dia be ny mpaminany sy ny olo-marina te hahita an’izay hitanareo fa tsy nahita,+ ary te haheno an’izay henonareo fa tsy naheno.
17 Lazaiko marina aminareo fa be dia be ny mpaminany sy ny olo-marina te hahita an’izay hitanareo fa tsy nahita,+ ary te haheno an’izay henonareo fa tsy naheno.