-
Matio 13:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tsy mamaka ao am-pony anefa ny teny, fa maniry vetivety fotsiny. Koa rehefa tratran’ny zava-tsarotra na fanenjehana izy noho izy nanaiky ny teny, dia mihemotra avy hatrany.
-