-
Matio 13:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tonga àry ny mpanompon’ilay lehilahy ka niteny taminy hoe: ‘Angaha moa tsy voa tsara no nafafinao teny an-tanimbarinao, tompoko? Dia maninona no lasa misy tsimparifary koa?’
-