Matio 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nanao fanoharana foana i Jesosy rehefa niresaka an’izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny tamin’izy ireo tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:34 w11 15/8 11; w02 1/9 13-18 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:34 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2011, p. 111/9/2002, p. 13-18
34 Nanao fanoharana foana i Jesosy rehefa niresaka an’izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Tsy niteny tamin’izy ireo tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana,+