-
Matio 13:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 “Ny Fanjakan’ny lanitra koa dia hoatran’ny harato tarihina izay nalatsaka tany anaty ranomasina ka nahangona trondro isan-karazany.
-