Matio 13:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Dia tsy nety nino azy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:57 jy 120; gt toko 48 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:57 Jesosy no Lalana, p. 120 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1987, p. 8
57 Dia tsy nety nino azy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+