Matio 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia niala teo i Jesosy rehefa naheno an’izany, ka nandeha sambokely nankany amin’ny toerana mitokana izy fa mba te ho irery. Fantatry ny vahoaka anefa izany, dia niainga avy tany an-tanàna izy ireo ka nandeha an-tongotra nanaraka azy.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:13 jy 128; gt toko 52 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:13 Jesosy no Lalana, p. 128 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1987, p. 16
13 Dia niala teo i Jesosy rehefa naheno an’izany, ka nandeha sambokely nankany amin’ny toerana mitokana izy fa mba te ho irery. Fantatry ny vahoaka anefa izany, dia niainga avy tany an-tanàna izy ireo ka nandeha an-tongotra nanaraka azy.+