Matio 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa hariva anefa ny andro, dia nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, sady efa hariva ny andro. Ravao ny vahoaka mba hividy sakafo any an-tanàna.”+
15 Rehefa hariva anefa ny andro, dia nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, sady efa hariva ny andro. Ravao ny vahoaka mba hividy sakafo any an-tanàna.”+