-
Matio 14:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Raha vao nahafantatra azy ny mponina tao amin’ilay toerana, dia nampilaza tany amin’ny faritra rehetra manodidina. Koa nentin’ny olona teo aminy daholo izay narary.
-