Matio 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy anefa ilay vehivavy: “Marina izany, Tompo ô! Fa ny alikakely koa ange mba mihinana ny poti-mofo latsaka avy amin’ny latabatry ny tompony e!”+
27 Hoy anefa ilay vehivavy: “Marina izany, Tompo ô! Fa ny alikakely koa ange mba mihinana ny poti-mofo latsaka avy amin’ny latabatry ny tompony e!”+