Matio 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 dia noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ny mofo ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka.+
36 dia noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny ny mofo ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka.+