Matio 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’izy ireo nidina an’ilay tendrombohitra, dia hoy i Jesosy: “Aza tenenina amin’iza na iza iny fahitana iny, raha tsy efa atsangana amin’ny maty ny Zanak’olona.”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:9 w00 1/4 13-14; w92 15/1 21 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:9 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2000, p. 13-1415/1/1992, p. 21
9 Tamin’izy ireo nidina an’ilay tendrombohitra, dia hoy i Jesosy: “Aza tenenina amin’iza na iza iny fahitana iny, raha tsy efa atsangana amin’ny maty ny Zanak’olona.”+