Matio 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy i Jesosy: “Ry taranaka tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy,+ mandra-pahoviana aho no tsy maintsy mbola hijanona eto aminareo? Mandra-pahoviana aho no tsy maintsy handefitra aminareo? Ento atỳ amiko izy.” Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:17 jy 146; gt toko 61 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:17 Jesosy no Lalana, p. 146 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/1988, p. 8
17 Ary hoy i Jesosy: “Ry taranaka tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy,+ mandra-pahoviana aho no tsy maintsy mbola hijanona eto aminareo? Mandra-pahoviana aho no tsy maintsy handefitra aminareo? Ento atỳ amiko izy.”