Matio 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Taorian’ny nilazan’i Jesosy an’izany, dia niala tao Galilia izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:1 jy 222; gt toko 95; w89 15/10 8 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:1 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 222 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1989, p. 8
19 Taorian’ny nilazan’i Jesosy an’izany, dia niala tao Galilia izy ka nankany amin’ny sisin-tanin’i Jodia, rehefa avy niampita ny Reniranon’i Jordana.+