Matio 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary iny nisy tovolahy nanatona azy, ka niteny hoe: “Mpampianatra ô, inona ny zavatra tsara tsy maintsy ataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?”+ Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1986, p. 8-9
16 Ary iny nisy tovolahy nanatona azy, ka niteny hoe: “Mpampianatra ô, inona ny zavatra tsara tsy maintsy ataoko mba hahazoako fiainana mandrakizay?”+