Matio 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Lazaiko marina aminareo fa ho sarotra amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+ Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:23 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1986, p. 8-12
23 Dia hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Lazaiko marina aminareo fa ho sarotra amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+