Matio 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Rehefa hariva ny andro, dia hoy izy tamin’ny lehiben’ny mpiasany: ‘Antsoy ny mpiasa dia aloavy ny karamany,+ ka atombohy avy any amin’ny farany mankany amin’ny voalohany.’ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:8 gt toko 97; w89 15/11 8 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:8 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1989, p. 8-9
8 “Rehefa hariva ny andro, dia hoy izy tamin’ny lehiben’ny mpiasany: ‘Antsoy ny mpiasa dia aloavy ny karamany,+ ka atombohy avy any amin’ny farany mankany amin’ny voalohany.’