Matio 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nahita aviavy teo amoron-dalana izy ka nankeo, nefa tsy nahita afa-tsy raviny fotsiny.+ Ary hoy izy tamin’ilay hazo: “Enga anie tsy hamoa intsony ianao mandrakizay!”+ Dia tonga dia nalazo ilay hazo. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:19 jy 240, 244; gt toko 103, 105; w90 15/2 8; w90 15/3 8 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:19 Fandalinana, Jesosy no Lalana, p. 240, 244 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1990, p. 815/2/1990, p. 8
19 Nahita aviavy teo amoron-dalana izy ka nankeo, nefa tsy nahita afa-tsy raviny fotsiny.+ Ary hoy izy tamin’ilay hazo: “Enga anie tsy hamoa intsony ianao mandrakizay!”+ Dia tonga dia nalazo ilay hazo.
21:19 Fandalinana, Jesosy no Lalana, p. 240, 244 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1990, p. 815/2/1990, p. 8