23 Rehefa nankao amin’ny tempoly izy, dia nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka, tamin’izy mbola nampianatra tao. Ary hoy izy ireo: “Fahefana avy aiza no anaovanao an’izao? Ary iza no nanome anao an’izany fahefana izany?”+