Matio 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa tonga teo aminareo i Jaona ka nampianatra ny lalan’ny fahamarinana, kanefa tsy nino azy ianareo. Ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena kosa nino azy.+ Ary na dia efa nahita an’izany aza ianareo, dia mbola tsy nanenina ihany, sady tsy nino azy. Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:32 Fandalinana, Boky 1,
32 Fa tonga teo aminareo i Jaona ka nampianatra ny lalan’ny fahamarinana, kanefa tsy nino azy ianareo. Ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena kosa nino azy.+ Ary na dia efa nahita an’izany aza ianareo, dia mbola tsy nanenina ihany, sady tsy nino azy.