Matio 21:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Rehefa nahita an’ilay zanany anefa ny mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova!+ Andao izy hovonointsika, dia amin’izay lasantsika ny lovany!’ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:38 jy 246-247; gt toko 106; w90 1/4 8-9 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:38 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 246-247 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/1990, p. 8-9
38 Rehefa nahita an’ilay zanany anefa ny mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova!+ Andao izy hovonointsika, dia amin’izay lasantsika ny lovany!’