-
Matio 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Naniraka mpanompo hafa indray izy, ka niteny hoe: ‘Teneno ireo nasaina hoe: “Efa voaomako ny sakafo antoandro, ary efa novonoiko ny ombiko sy ny biby nohataveziko, ka vonona ny zava-drehetra. Tongava àry atỳ amin’ny fanasambe.”’
-