-
Matio 26:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia hoy izy: “Mankanesa any amin-dRanona any an-tanàna, dia teneno izy hoe: ‘Niteny ny Mpampianatra hoe: “Efa akaiky ny fotoana voatondro hahafatesako, dia hankalaza ny Paska miaraka amin’ny mpianatro ao an-tranonao aho.”’”
-