Matio 26:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoy anefa i Petera: “Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho, dia tsy handa anao izany mihitsy!”+ Niteny hoatr’izany koa ny mpianatra hafa rehetra.
35 Hoy anefa i Petera: “Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho, dia tsy handa anao izany mihitsy!”+ Niteny hoatr’izany koa ny mpianatra hafa rehetra.