Matio 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tonga tao amin’ilay toerana antsoina hoe Getsemane+ i Jesosy sy ny mpianatra avy eo. Dia hoy izy tamin’ny mpianatra: “Mipetraha eto fa izaho handeha hivavaka erỳ.”+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:36 jy 282; w91 1/1 8; gt toko 117 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:36 Fandalinana, Boky 2, Jesosy no Lalana, p. 282 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1991, p. 8
36 Tonga tao amin’ilay toerana antsoina hoe Getsemane+ i Jesosy sy ny mpianatra avy eo. Dia hoy izy tamin’ny mpianatra: “Mipetraha eto fa izaho handeha hivavaka erỳ.”+