Matio 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Niverina teo amin’ny mpianatra izy avy eo ka nahita azy ireo natory. Dia hoy izy tamin’i Petera: “Ianareo ve dia tsy mba afaka niaraka niari-tory tamiko adiny iray akory?+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:40 w03 1/1 20; w96 15/5 21 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:40 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2003, p. 2015/5/1996, p. 21
40 Niverina teo amin’ny mpianatra izy avy eo ka nahita azy ireo natory. Dia hoy izy tamin’i Petera: “Ianareo ve dia tsy mba afaka niaraka niari-tory tamiko adiny iray akory?+