Matio 26:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary nitady zavatra hiampangana an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy izay rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 26:59 w11 1/4 19 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:59 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2011, p. 19
59 Ary nitady zavatra hiampangana an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy izay rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+