Matio 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa hitan’i Jodasy, ilay namadika azy, fa voaheloka i Jesosy, dia nanenina izy ka naveriny tany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ny volafotsy 30 sekely.+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:3 w08 15/1 31 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:3 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2008, p. 31
3 Rehefa hitan’i Jodasy, ilay namadika azy, fa voaheloka i Jesosy, dia nanenina izy ka naveriny tany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ny volafotsy 30 sekely.+