Matio 27:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nentin’ny miaramilan’ny governora nankao an-tranon’ny governora i Jesosy, dia novorin’izy ireo nanodidina azy daholo ny miaramila.+
27 Ary nentin’ny miaramilan’ny governora nankao an-tranon’ny governora i Jesosy, dia novorin’izy ireo nanodidina azy daholo ny miaramila.+