Matio 27:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena! Izy no Mpanjakan’ny Israely.+ Aleo izy hidina avy eny amin’ny hazo fijaliana,* dia hino azy isika.
42 “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena! Izy no Mpanjakan’ny Israely.+ Aleo izy hidina avy eny amin’ny hazo fijaliana,* dia hino azy isika.