Matio 27:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo, nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.*+ Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:45 jy 300; w91 15/5 8; gt toko 126 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:45 Fandalinana, Boky 1, Jesosy no Lalana, p. 300 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1991, p. 8
45 Ary nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo, nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.*+